Radio Don Bosco

Radio Don Bosco

Antananarywa 93.4 FM
Punkty 202
Pozycja światowa #1141
Pozycja w kraju #2 Madagaskar

Radio Don Bosco dia onjam-peo Katolika mahaleo tena, mpanabe, manaraka ny foto-pinoana Katôlika, ary tsy manana tanjona pôlitika na filàm-bola. Ny filamatra kristianina sy ny fampianaran'ny Fiangonana no entiny manampy ny olona hivoatra sy hihalavorary amin'ny maha-olona sy maha-kristianina azy, indrindra ny tanoran'i Madagasikara.

O stacji

Kontakt stacji