Radio Fahazavana

Radio Fahazavana

Антананариво 88.6 FM
Резултат 5
Позиција у свету #15750
Позиција у земљи #15 Мадагаскар

Radio Fahazavana dia onjam-peon'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) izay mampita vaovao sy fampianarana ara-Baiboly, fandaharana isan-karazany ary hira kristianina. Niorina tamin'ny 17 Septambra 1997 ary mandefa amin'ny 88.6 FM ao Antananarivo.

Топ песме

О станици

Контакт станице