AWR Malgache
Adventist World Radio
0
AWR Malgache is a podcast by Adventist World Radio, offering religious and spiritual content in the Malagasy language. It features sermons, Bible studies, and inspirational messages aimed at the Malagasy-speaking community. The podcast is part of the global Adventist World Radio network, which broadcasts Christian programming worldwide.
Folgen
-
1 - Ilay boky tranainy nefa manankery indrindra 2 - Fanatsarana ny fahitan'ny maso 3 - Iza moa Atra 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 02 5 - Ny Fibebahana marina 02.06.2026 59Min.
-
1- Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao 2- Findraisana sy fifanakalozan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahatelo 4- Fambolena katsaka Fizarana faharoa 5- Ny asan'ny fanahy Masina 01.06.2026 59Min.
-
1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakafo Pak-chaoi (Choux chinois) 3- Havan'I Jesosy 4- 05- Andry Ambohitromby - fenoarivo be 5 (Mizara fandaharana amin39;ny SD) 5 - Ny rotoroton'ny fiainana 31.05.2026 59Min.
-
1 - Toerana mahasambatra no nomanin'i Jesosy ho antsika 2 - Isaia toko faha dimy ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra 4 - Famoronana sy fanavotana 2 5 - Fibebahana sy famelan-keloka 30.05.2026 59Min.
-
1 - Manana finoana dia porofoy izany 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 3 - Ny voaloham-bolana 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby - IV 5 - Ny fahotana, ny filazantsara ary ny lalana, fianarana fanampiny 29.05.2026 59Min.
-
1 - Mbola hisy maraina 2 - Fanefitry ny bibikely mpihinana vomanga 3 - Aza manaiky ho tia vola aman-karena 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Mahafantatra sy manatanteraka 28.05.2026 59Min.
-
1 - Miaina @ zay tenenina 2 - Rankizy, Aza mandainga 3 - Intro faminaniana tanteraka 01 4 - Tsy fahazakana critique 5 - Ny lalàna sy ny filazantsara 27.05.2026 59Min.
-
1 - Hidera Anao aho, mahagaga ny nanaovanao ahy 2 - Fisorohana sy fitsaboana ny infection urinaire 3 - Famintinana fanabeazana 1-7 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny lalàna 26.05.2026 59Min.
-
1- Mahaizà mankasitra ka de misaorà 2- Fitiavana ny tena sy fakafizan-tena 3- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy ( Fizarana voalohany) 4- Voly iry fianakaviana fizarana faharoa 5- Ireo manda miaro ny fifandraisako amin'Andriamanitra 25.05.2026 59Min.
-
1- Tiava ny fahavalonao 2- Sambosa amin'ny mangahazo lena 3- Avy aiza ny ratsy 4- Andry - Ambohitromby (Mpizara ny fandaharana AWR amin'ny carte SD) - fenoarivo be 5- Zava-mahavariana sy fakam-panahy 24.05.2026 59Min.
-
1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Ny fomba fandinihina ny Baiboly 25.04.2026 59Min.
-
1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Ny anjara asan`ny Baiboly, fianarana fanampiny 24.04.2026 59Min.
-
1 - Aza miankina amin39;ny fahalalanao 2 - Raha te hiompy ombivavy 3 - Manàna faharetam-po 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Ny toeran39;ny toe-po amin39;ny fandinihina ny tenin39;Andriamanitra 23.04.2026 59Min.
-
1 - The choice is yours 2 -My whole self 3 -Signs 4 - Preparation fo exam (Part-2) 5 - The Bible requirement 22.04.2026 59Min.
-
1 - Raha maniry fiainana tsara ianao dia hanampy anao Andriamanitra 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Ny tombabidin39;ny fianakaviana 4 - Fanamafisam-pihavanana 02 5 - Ny fahamarinana ara-baiboly 21.04.2026 59Min.
-
1- Ny olona mora tezitra manetsika ady ary ny olona masika be fahadisoana 2- Aza manao ariary zato ampandriana 3- Miandany amin39;Andriamanitra, mino sy manantena ny fiavian39;ny Tompo 4- Fambolena katsaka 5- Ny fahefan39;ny Soratra Masina 20.04.2026 59Min.
-
1- Mahonona tena miambena fa miremby ny devoly 2- Moa hahita finoana 3- Centre de Formation Professionnelle Soamandrariny 4- Fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra 19.04.2026 59Min.
-
1 - Anio ihany no anao 2 - Isaia toko fahaefatra amby enimpolo 3 - Fifaliana ao amin39;i Kristy 4 - Ny anjara asan`ny Baiboly 18.04.2026 59Min.
-
1 - Aza mora kivy @ tsy fahombiazana 2 - Fahaizana manome lanja ny olona iray 3 - Inona no atao amin39;ny fisalasalana 4 - Avonavona na fanetren-tena, fianarana fanampiny 17.04.2026 59Min.
-
1 - Mankatoa sy mahatoky izay lazainy 2 - ny fangaro ilaina amin39;ny compost 7andro, fizarana faharoa 3 - Fivavahana sy fiderana, fizarana faharoa 4 - Jereo Izy 16.04.2026 59Min.