AWR Malgache

AWR Malgache

Adventist World Radio
国 マダガスカル
言語 MG-MG
エピソード数 253
最新 22.09.2026

AWR Malgache est un podcast d'Adventist World Radio qui propose des contenus religieux et spirituels en langue malgache. Il comprend des sermons, des études bibliques et des messages inspirants destinés à la communauté malgachophone. Ce podcast fait partie du réseau mondial Adventist World Radio, qui diffuse des programmes chrétiens à travers le monde.

エピソード

  • 1 - Aza miraharaha izay fijery na izay filazan'ny olona momba anao 2 - Isaia toko fahaefatra amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin'Andriamanitra isika, fiz fahaefatra 5 - Fanompoana asesiky ny fitiavana 22.09.2026 59分
  • 1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny 21.09.2026 59分
  • 1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Ialao ny ratsy 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - ITw Pst Sosthene Conf AWR 6 - Ho resena ny fahafatesana 20.09.2026 59分
  • 1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty 19.09.2026 59分
  • 1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra 18.09.2026 59分
  • 1- Ny voany no hahafantarana azy 2- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 3- Fazavana Foarabe fahasalamana sy Conference AWR Aout 2026 17.09.2026 59分
  • Famintinana Alasaron`ny faminaniana ao amin`ny Baiboly 16.09.2026 59分
  • 1 - Inona ny soa azon'ny olona na mahazo izao tontolo izao nefa very 2 - Jeremia toko 1 3 - Ny Bokin'i Daniela sy ny vanin'andro misy antsika-02 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako Fiz 02 5 - Ny amin`ny mpampianatra sandoka 12.09.2026 59分
  • 1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Esao sy Jakoba 3 - Hafatra mitondra fahasambarana 4 - Tokatrano maso 5 - Fitandremam-panana sy iraka, fianarana fanampiny 11.09.2026 59分
  • 1 - Misaora amin'ny zavatra rehetra 2 - Vahaolana sakafo fahavaratra 01 3 - Ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4 - Arthrose 5 - Firaisana 10.09.2026 59分
  • 1- Misaora an'i Jehovah 2- Manaova ny marina 3- Kristy sandoka 4- Fiomanana fanadinana Fizarana fahefatra 5- Ny toe-tsaina 09.09.2026 59分
  • 1 - Manefy ny zava-tsarotra atrehana 2 - Tombotsoa ara-pahasalamana amin`ny voatavo 3 - Tadindokanga 03 4 - Foto-kevitra mahomby ifotoran'ny serasera 2 5 - Manao drafitra 08.09.2026 59分
  • 1 - Tsy kisendrasendra ny fahombiazana 2- Ny fijangajangana 3- Fomba fambolena voankazo anaty gony Fizarana voalohany 4- Ny antony manesika 07.09.2026 59分
  • 1- Ampiharo eo amin'ny fiainana 2- Ronono mandry soja 3- Tena avy Izy 4- -Aza mora kivy 5- Ny Oha-piainan'i Jesosy 06.09.2026 59分
  • 1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Isaia toko fahaenina amby enimpolo 3 - Ny bokin'ny Daniela sy ny vanin'andro hiainantsika 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako, fizarana voalohany 5 - Fitandremam-pananana sy iraka 05.09.2026 59分
  • 1 - Manana faharetana 2 - Rebeka 3 - Andriamanitra no Tompon'ny teny farany 4 - Karazana ray amandreny 5 - Ny tena fanompoana Kristiana, fianarana fanampiny 04.09.2026 59分
  • 1 - Ny tena fitiavana namana marina 2 - Fiadiana @ fonovilona manapatapaka ny ravim-bary 3 - Velona ho an'i kristy (Galatiana 2-20 ) 4 - Fisorohana ny gripa 2 5 - Fiononana sy hafaliana 03.09.2026 59分
  • 1- Ario ny ratsy rehetra 2- Sambatra hianareo 3- Ady sy filazana ady 4- Fiomanana fanambadiana fizarana fahatelo 5- Antso ho amin`ny Fahamasinana 02.09.2026 59分
  • 1 - Minoa, matokia, manantenà Azy 2 - Sakafo manatsara maso 3 - Tadindokanga 02 4 - Foto_kevitra mahomby ifotoran'ny serasera 1 5 - Fannompoam-pihavanana mifantoka amin'i Kristy 01.09.2026 59分
  • 1- Ny tsy fahombiazako ny antony nampahomby ahy 2- Fahaiza-miaina ivelan`ny trano Fizarana faharoa 3- Aza miova fa miorena tsara 4- Fikarakarana sy fanatsarana fiompiana akoho gasy Fizarana faharoa 5- Fahoriana sy voninahitra 31.08.2026 59分

人気の国

このポッドキャストはこれらの国のポッドキャストチャートにも登場します。