AWR Malagasy / Malgache

AWR Malagasy / Malgache

Adventist World Radio
Ülke Madagaskar
Dil MG-MG
Bölüm 253
Son 16.09.2026

Fandaharana isan'andro avy amin'ny Adventist World Radio, ahitana votoaty ara-pivavahana sy ara-panahy amin'ny teny malagasy. Ny fandaharana dia mikendry ny hahatratra ny mpihaino any Madagasikara sy ny vondrom-piarahamonina miteny malagasy any ivelany amin'ny hafatra finoana sy fanantenana.

Bölümler

  • Famintinana Alasaron`ny faminaniana ao amin`ny Baiboly 16.09.2026 59dk
  • 1 - Inona ny soa azon'ny olona na mahazo izao tontolo izao nefa very 2 - Jeremia toko 1 3 - Ny Bokin'i Daniela sy ny vanin'andro misy antsika-02 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako Fiz 02 5 - Ny amin`ny mpampianatra sandoka 12.09.2026 59dk
  • 1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Esao sy Jakoba 3 - Hafatra mitondra fahasambarana 4 - Tokatrano maso 5 - Fitandremam-panana sy iraka, fianarana fanampiny 11.09.2026 59dk
  • 1 - Misaora amin'ny zavatra rehetra 2 - Vahaolana sakafo fahavaratra 01 3 - Ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4 - Arthrose 5 - Firaisana 10.09.2026 59dk
  • 1- Misaora an'i Jehovah 2- Manaova ny marina 3- Kristy sandoka 4- Fiomanana fanadinana Fizarana fahefatra 5- Ny toe-tsaina 09.09.2026 59dk
  • 1 - Manefy ny zava-tsarotra atrehana 2 - Tombotsoa ara-pahasalamana amin`ny voatavo 3 - Tadindokanga 03 4 - Foto-kevitra mahomby ifotoran'ny serasera 2 5 - Manao drafitra 08.09.2026 59dk
  • 1 - Tsy kisendrasendra ny fahombiazana 2- Ny fijangajangana 3- Fomba fambolena voankazo anaty gony Fizarana voalohany 4- Ny antony manesika 07.09.2026 59dk
  • 1- Ampiharo eo amin'ny fiainana 2- Ronono mandry soja 3- Tena avy Izy 4- -Aza mora kivy 5- Ny Oha-piainan'i Jesosy 06.09.2026 59dk
  • 1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Isaia toko fahaenina amby enimpolo 3 - Ny bokin'ny Daniela sy ny vanin'andro hiainantsika 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako, fizarana voalohany 5 - Fitandremam-pananana sy iraka 05.09.2026 59dk
  • 1 - Manana faharetana 2 - Rebeka 3 - Andriamanitra no Tompon'ny teny farany 4 - Karazana ray amandreny 5 - Ny tena fanompoana Kristiana, fianarana fanampiny 04.09.2026 59dk
  • 1 - Ny tena fitiavana namana marina 2 - Fiadiana @ fonovilona manapatapaka ny ravim-bary 3 - Velona ho an'i kristy (Galatiana 2-20 ) 4 - Fisorohana ny gripa 2 5 - Fiononana sy hafaliana 03.09.2026 59dk
  • 1- Ario ny ratsy rehetra 2- Sambatra hianareo 3- Ady sy filazana ady 4- Fiomanana fanambadiana fizarana fahatelo 5- Antso ho amin`ny Fahamasinana 02.09.2026 59dk
  • 1 - Minoa, matokia, manantenà Azy 2 - Sakafo manatsara maso 3 - Tadindokanga 02 4 - Foto_kevitra mahomby ifotoran'ny serasera 1 5 - Fannompoam-pihavanana mifantoka amin'i Kristy 01.09.2026 59dk
  • 1- Ny tsy fahombiazako ny antony nampahomby ahy 2- Fahaiza-miaina ivelan`ny trano Fizarana faharoa 3- Aza miova fa miorena tsara 4- Fikarakarana sy fanatsarana fiompiana akoho gasy Fizarana faharoa 5- Fahoriana sy voninahitra 31.08.2026 59dk
  • 1- - Aza mangatak'andro amin'ny zavatra rehetra 2- Confiture voatabia hazo 3- Noho ny teninao 4- Tmg - Maman'i Sesety (Ambodirafia) & Andrianjaka Tody (Sambaina) 5- Ny vokatry ny fanompoana tena izy 30.08.2026 59dk
  • 1 - Fatiantoka lehibe 2 - Isaia toko fahadimy amby enimpolo 3 - Ny vanin'andro misy antsika 4 - Inona no atao mba hahatakarana izay lazain'ny Baiboly 5 - Ny tena fanompoana Kristiana 29.08.2026 59dk
  • MLGTN_AWRx_20260828_6 28.08.2026 59dk
  • 1 - Amin'ny folo ora 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Araho ny fahamarinana 4 - Fisorohana ny gripa 1( Nivo M) 5 - Fandresena ao amin'i Kristy 27.08.2026 59dk
  • 1 - Ny andro ahavelomana 2 - Mahay manisa Jesosy 3 - Inona ny famantarana ny fiavianao 4 - Ny safidiko 5 - Famelan-keloka sy fanamafisana ny fitiavana 26.08.2026 59dk
  • 1 - Amboarina 2 - Torohevitra ara-tsakafo amin`ny tsy fahafaha-miteraka 3 - Tadindokanga 4 - Fivoarana ara-tsaina eo @ zatovo 5 - Manova drafitra noho ny fitiavana 25.08.2026 59dk

Şurada popüler

Bu podcast şu ülkelerin podcast listelerinde de yer alıyor.